| Entrée (1/2) | 1 haniñy | 
| Partie du discours | 2 verbe passif | 
| Explications en français | 3   à manger [Sakalava-Mayotte]
 [1.405] | 
| Exemples | 4   Fôtony mankamaro haniny ke!
[2.150#100] | 
| Entrée (2/2) | 5 haniny | 
| Radical | 6 hana | 
| Partie du discours | 7 participe hanina et pronom | 
| Exemples | 8   Ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato.
[2.470#38] 9 Tsy hitanao va ity zavatra rehetra haniny sy sotroiny isan' andro? [2.996#34.014.005] 10 Kanefa na masiaka aza ny mamba, ny eny an-tanety tsy mba haniny akory; [2.587#] | 
| Anagrammes | 11 haniny, haniñy | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |