| Entrée (1/2) | 1 harakaraka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   karazam-borona [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [Provincial]
 [1.2] | 
| Vocabulaire | 5 Zoologie: oiseaux | 
| Entrée (2/2) | 6 harakaraka | 
| Partie du discours | 7 nom | 
| Explications en malgache | 8   aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [Betsimisaraka]
 [1.78] 9 areti-mandalo [Sihanaka] [1.78] | 
| Vocabulaire | 10 Santé | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |