| Entrée | 1 haran-tratra | 
| Mots élémentaires | 2 harana, 3 tratra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Anarana omena ny fitambaran' ny taolana mamefy ny fo sy ny havokavoka, dia ny taolan-tratra, ny taolan-tehezana ary ny taolan' ny hazondamosina [1.1] 6 fitambaran' ny taolan-tehezana, taolan-damosina ary ny taolan' ivontratra [1.13] | 
| Explications en français | 7   cage thoracique [1.13] | 
| Vocabulaire | 8 Biologie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |  |