| Entrée | 1 hararaotina | 
| Radical | 2 hararaotra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. [1.2] 6 to be taken advantage of; [1.7] | 
| Explications en français | 7   dont on tire avantage, dont on profite; [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |