|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 harata |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Soratr' omby mainty na mena fotsy loha misy pentina iray na roa eo amin' ny handriny [Sakalava]
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 4haratan-daletsa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
5 Soratr' omby |
| Teny iditra (2/2) | 6 harata |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 comparer avec haratra : nom donné aux pannes d'une charpente) Micronychia perrieri (Courchet) Capuron ined. (Anacardiaceae). Le bois de cet arbre est utilisé en charpenterie. Voir aussi tarata. [Tandroy]
[1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 10harata valopinde |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 11 ahatra, 12 harata, 13 tahara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|