|
|
|
|

Entrée (1/3)1  haratra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra
Explications en anglais  4  [1.7] the act of shaving
Explications en français  5  [1.8] action de se raser
Exemples  6  [2.424#] Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra.
7  [2.472#] Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Entrée (2/3)22  haratra
Partie du discours  23  nom
Explications en malgache  24  [1.1] Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano
25  [1.78] hazo lolohavin'ny andriambo [Sihanaka]
Explications en anglais  26  [1.2] the purlins in the roof of a house.
27  [1.7] a purlin or lengthwise stringer under a roof
Explications en français  28  [1.8] les pannes des toits
Tous les mots composés 
Analogues  32  haraboalavo, mitataoharatraambany, mitataoharatraambony

Entrée (3/3)33  haratra
Partie du discours  34  nom
Explications en anglais  35  [1.7] aratra
Explications en français  36  [1.8] aratra

Mis à jour le 2025/09/12