| Entrée | 1 haronina | 
| Radical | 2 harona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate. [1.2] | 
| Explications en français | 6   Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main [1.3#222] | 
| Exemples | 7   Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina."
[2.69#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 vary misy ro ka haronina | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 haronina, 15 rahonina, 16 rohanina, 17 ronahina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |