| Entrée | 1 hatanjahina | 
| Radical | 2 tanjahina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin' ny fanafody ity zaza ity fa saozanina Hamafisina kokoa: Nohatanjahiko tamin' ny anja-by iray lehibe ny sakamandimbin' ny tranoko [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   see tanjaka [1.2] 6 to be strengthened [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on rend plus fort [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |