|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 hena- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe henatra |
| Teny iditra (2/6) | 3 hena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany
6 Fery 7 Teny misy ifandraisany: atidohan-kena, atin-kena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matom-perin-kisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vain-droroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 meat, esp. beef
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 viande, viande de boeuf
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 14 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 72 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 17 hena |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 diminution, amoindrissement
[1.3] 21 décrépitude de l'organe mâle, impuissance [Sakalava] [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/6) | 38 heña |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40 tantely mifindra
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/6) | 41 heña |
| Sokajin-teny | 42 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
43 hankaiza
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/6) | 44 hena |
| Sokajin-teny | 45 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
46 (dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance). Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants.
[Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 47 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 49 hane, hena, heña, 50 nahe, 51 nhea |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|