| Entrée | 1 henamaso | 
| Mots élémentaires | 2 henatra, 3 maso | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [hena-maso]
 respect of persons, awe, respect. [1.2] 7 [hena-maso] respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say [1.7] | 
| Explications en français | 8   crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8] | 
| Exemples | 9   Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany.
[2.472#] | 
| Vocabulaire | 10 Emotions | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 12 henamaso, 13 manoseha | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |