| Entrée | 1 henjana | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany Mahavizana: Henjana ity lalana ity [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   stiff; stretched tight; strict [1.7] | 
| Explications en français | 5   raide [1.3, 1.8, 1.13] 6 tendu [1.3, 1.8] 7 fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux) fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [1.3] 8 rigoureux [1.8] 9 rigide [1.13] | 
| Exemples | 10   henjana ny tady (La corde est raide)
[1.3] 11 Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117] 12 Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508] 13 fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 37 7 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 38 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |