| Entrée (1/3) | 1 hetrina | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Lempona, iva; be dia be, sesehena [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Entrée (2/3) | 5 hetrina | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana. [1.1] | 
| Explications en français | 8   marais, marécage [1.13] 9 Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir mahatanando. [Merina] [1.196] | 
| Exemples | 10   hetrina lehibe, anarany Betsimizara
[2.59#] 11 Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny. [2.472#] | 
| Vocabulaire | 12 Géographie: (en général) | 
| Analogues | 13 hotsaka, heniheny | 
| Entrée (3/3) | 14 hetrina | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Vocabulaire | 16 Botanique | 
| Anagrammes | 17 hatreny, 18 hetrina | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |