| Entrée (1/2) | 1 hika | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1] | 
| Entrée (2/2) | 4 hika | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 feno hika | 
| Anagrammes | 16 haky, 17 hika, 18 kiha | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |