| Entrée | 1 hipoka | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy) [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   full, crammed [1.7] | 
| Explications en français | 5   comblé, bondé [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 feno hipoka | 
| Anagrammes | 14 hipoka, 15 kapohy, 16 kopahy | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |