| Entrée | 1 hitsivolana | 
| Mots élémentaires | 2 hitsy, 3 volana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna [1.1] 6 didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana [1.13] | 
| Explications en français | 7   ordonnances [1.13] | 
| Exemples | 8   Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity.
[1.384#] 9 Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao. [2.114#] | 
| Vocabulaire | 10 Loi | 
| Synonymes | 11 ordonansy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |