| Entrée | 1 hodibalaza | 
| Mots élémentaires | 2 hoditra, 3 balaza | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa [1.1] 6 (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka [1.13] | 
| Explications en français | 7   pellicule, peau, écorce [1.13] | 
| Synonymes | 8 hodibalazana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |