| Entrée | 1 holoka | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] | 
| Explications en français | 4   creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué [1.3#264] | 
| Exemples | 5   Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 holoka aty | 
| Anagrammes | 10 haloko, 11 holoka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |