| Entrée | 1 honjohonjo | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1] | 
| Tous les mots composés | 4 honjohonjon' olona | 
| Autres orthographes | 5 honjihonjy | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |