| Entrée (1/2) | 1 horakoraka | 
| Radical | 2 horaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the cries of a crowd [1.7] | 
| Explications en français | 6   les cris d'une foule [1.8] | 
| Exemples | 7   Kotaba, horakoraka moa izao!
[2.356] 8 Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 10 horaka | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 12 horakoraka | 
| Radical | 13 horaka | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en malgache | 15   Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 19 horaka | 
| Anagrammes | 20 harokaroka, 21 horakoraka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |