| Entrée | 1 hotakotaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a tumult, a disturbance [1.7] | 
| Explications en français | 5   tumulte, agitation [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 14 hatokatoka, 15 hotakotaka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |