| Entrée | 1 iangarana |
| Radical | 2 angatra |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en malgache |
4 Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be discriminated against [1.7] |
| Explications en français |
6 qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités [1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 iangaran' ny vintana |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|