| Entrée (1/2) | 1 iarahana |
| Radical | 2 araka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en anglais |
4 [1.2] |
| Explications en français |
5 Avec qui on va. on fait, qu’on accompagne, qu’on fait ensemble: Niarahan’ ny mpanompony izy (Il était accompagné de son serviteur) ~ Iarahantsika mahalala izany (Nous savons tous cela) [1.3#59] |
| Exemples |
6 iarahana amiko ianao, Rivo?
[2.529#]
7 Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470#] 8 Ka niredona matetika miantsoantso an' i Batsola Raisonao ny fanafody ka omeo aloha ny vola Avy eo atoro anao ny fanamboarana azy tsotra Ka iarahana mijery sao mety tsy hizotra. [2.928#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 sarotra iarahana |
| Entrée (2/2) | 13 iarahana |
| Radical | 14 araka |
| Partie du discours | 15 verbe relatif |
| Explications en anglais |
16 [1.2] |
| Explications en français |
17 Ahoana no iarahanao amin’ ny ratsy fanahy toy izany ? (Pourquoi vas-tu ainsi avec de mauvais eompagnons ?) [1.3#59] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 22 ahariana, 23 iarahana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|