| Entrée | 1 ifanahafana |
| Radical | 2 hahaka |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Exemples |
4 Misy ifanahafany amin' ny fampinomana tangena teto Madagaskara izany.
[1.38]
5 Fa misy fandehany tokoa, fomba arahin' ny mpikabary sy ny mpandahatra na zovy na zovy: mety ho samy manana ny azy, nefa misy ifanahafana na ifandraisan' izy rehetra. [2.298] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|