| Entrée | 1 iheverana | 
| Radical | 2 hevitra | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   [1.3#243] | 
| Exemples | 6   Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara.
[2.314#] 7 Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy. [2.588#] 8 Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra? [1.369#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |