| Entrée | 1 ilasilasiana | 
| Radical | 2 lasilasy | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   [1.3#389] | 
| Exemples | 6   Tsy hita paipaika izay nalehan' izy ireo tsy misy fotoana azo nolanina hitadiavana azy fa na dia ny mihevitra fotsiny aza tsy azo natao tamin' izao, noho ny toe-draharaha tena mihatra aman' aina mihitsy, ka tsy azo ilasilasiana sy ihamibahambana fa dotra sy fahoany hatrany.
[2.587#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |