| Entrée | 1 imasoana | 
| Radical | 2 maso | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en malgache | 4   Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana [1.1] | 
| Explications en français | 5   Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail) [1.3#436] | 
| Exemples | 6   Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana
[2.117#105] 7 Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470#] 8 Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena. [2.332#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |