|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 indrana
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.]. [1.2]
5the article to be returned.
6borrowed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7ce qu'on a emprunté.
8emprunté. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  16 indramaso, 17 indrambity, 18 indrambolondoha, 19 indranorona, 20 indrantsomotra
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)22 indrana
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny anglisy  24the outer edges. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25les bords extérieurs. [1.8]
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)27 indrana
Sokajin-teny  28 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [indraña] 29iry. [Tambahoaka] [1.78]
30iry. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  31 andrina, 32 anindra, 33 indrana, 34 Narinda, 35 Ndriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02