|
|
|
|

Entrée1  tanindrana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  indrana
Explications en malgache  4  [1.1] Teny ilazana ny mponina rehetra amin' ny sisin-tany manodidina ny havoana marintampona afovoan' ny Nosy (jereo indrana = sisiny, manolotra ny sisiny)
Explications en anglais  5  [1.7] a dweller in the coastal regions of Madagascar; cf. Tantsiraka
Explications en français  6  [1.3] ceux qui habitent une province autre que celle où l'on se trouve
7  [1.8] habitant des régions côtières de Madagascar; cf. Tantsiraka
8  [1.5] gens de la côte
Exemples  9  [2.298] Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na tanindrana na Tampatrana
10  [2.48] Ny olona izay tsy ato anaty ny Merina, fa indrindra izay monina amy ny sisintany, no atao hoe tanindrana.
11  [2.59] Ary ny tanindrana avy any antsisin-tany, raha tonga eto Antananarivo dia raisiny tsara;
12  [2.471] Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny tanindrana tamin' ny Vazaha, ary tany an-tsisin-tany no nisy seranana, varavarana nidiran' ny fandrosoana rehetra, nefa dia nioharan' ny Ambaniandro amin' ny lafiny rehetra ry zareo.
Analogues  13  tambany, tantsiraka

Mis à jour le 2025/09/12