| Entrée | 1 iorehana | 
| Partie du discours | 2 verbe passif | 
| Exemples | 3   Nafana tsy sahala amin' ny mahazatra, hono, ny fotoam-pivavahana tamin' iny alahady iny, niorehana, hono, ny toriteny.
[2.4] 4 Nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (Lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 8 hianareo, 9 iorehana | 
| Mis à jour le 2025/09/10 |   |