| Entrée | 1 irahina | 
| Radical | 2 iraka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera? Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be sent as a messenger [1.2#291] 6 to be sent [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on envoie [1.3#282, 1.8] | 
| Exemples | 8   Tsy andriny ianao ka nirahiny aho
[2.895#61] 9 Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996#51.007.034] 10 Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508#380] 11 Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366#36#96] 12 Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366#28] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 18 ahirina, 19 hariañy, 20 hiraina, 21 ihirana, 22 irahina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |