| Entrée | 1 ireny | 
| Radical | 2 iny | 
| Partie du discours | 3 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   those (in sight); plur. of iny and io [1.7] | 
| Explications en français | 6   ceux-là (visibles) [1.8] | 
| Tous les mots composés | 7 fahireny | 
| Tableaux et planches | 8   Tous les pronoms | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |