| Entrée (1/2) | 1 izarana | 
| Radical | 2 zara | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en français | 4   [1.3#868] | 
| Exemples | 5   Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina.
[2.472] 6 Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia izarana tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka. [2.245#155] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 tsy izaran' ny olona henamaso | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 13 izarana | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en français | 15   cimetière des ministres sakalava [Tankarana]
 [1.19] | 
| Anagrammes | 16 azarina, 17 izarana, 18 zairana, 19 zaraina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |