| Entrée | 1 izorana | 
| Radical | 2 zotra | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en français | 4   [1.3#875] | 
| Exemples | 5   Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa.
[2.471#36] 6 Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana. [2.643#11] 7 Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa. [2.285#16] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |