| Entrée | 1 jabaina | 
| Radical | 2 jaba | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Maizina dia maizina Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: Jabao aloha sao midi-kizo ianao Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |