| Entrée | 1 jamaikanina | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   jamaican [3.1] | 
| Explications en français | 5   jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples | 
| Analogues | 7 jamaika | 
| Anagrammes | 8 jamaikanina, 9 mijananaika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |