| Entrée (1/2) | 1 janona |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [1.1] fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). |
| Explications en français |
4 [1.3#292] Arrêt, halte, suspension, interruption, pause, station |
| Exemples |
5 [2.357#] Dia miala janona eto isika, leiretsy, ambara-pahamarain' ny andro!
6 [2.59#] ny lohalika miharary mandrakariva ka tsy hafaha mandeha, fa mampiala janona matetika; |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés |
|
| Entrée (2/2) | 35 janona |
| Partie du discours | 36 nom |
| Explications en français |
37 [1.19] nom d'une espèce de poisson. [Tankarana]
|
| Vocabulaire | 38 Zoologie: poissons |
| Anagrammes | 39 anjano, 40 anjona, 41 janona |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|