| Entrée | 1 japoney | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Japanese [3.1] | 
| Explications en français | 5   japonais, japonaise [1.13] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples | 
| Analogues | 7 japana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |