| Entrée | 1 jerijerena | 
| Radical | 2 jerijery | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Exemples | 4   Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana.
[2.4] 5 Manondri-doha izy, marenina ilany izy, ary nony vao tsy jerijerena izy, dia ialohany hianao. [2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |