| Entrée | 1 jihitra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   dead; numb from cold [1.7] | 
| Explications en français | 5   mort; engourdi par le froid [1.8] | 
| Tous les mots composés | 6 jihitry ny hehy | 
| Analogues | 7 dangy, jingy, fohatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |