| Entrée (1/3) | 1 johary | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra [1.10] 4 lahy, tovolahy [Masikoro] [2.606#152] | 
| Explications en anglais | 5   a chief, a president, a governor [Provincial] a young man, or a youth [1.2] | 
| Explications en français | 6   chef ; homme dans le langage du tromba. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Exemples | 7   Mba johary soasoa tokoa zalahy e!
[2.643] 8 Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko. [2.528] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 Ravaloson Johary | 
| Synonymes | 11 johara | 
| Entrée (2/3) | 12 johary | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en malgache | 14   enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary [1.1] | 
| Entrée (3/3) | 15 Johary | 
| Mots élémentaires | 16 johary | 
| Partie du discours | 17 nom propre (titre de livre) [Liste complète] | 
| Auteur | 18  Rapatsalahy Paul | 
| Editions |  | 
| Anagrammes | 20 Johary, johary | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |