|
|
|
|

Entrée (1/4)1  jojy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Latsa-dranomaso, mijononoka ranomaso

Entrée (2/4)4  jojy
Partie du discours  5  adjectif
Explications en français  6  [1.19] gras, replet, crasseux. [Tankarana]

Entrée (3/4)7  jojy
Partie du discours  8  adjectif
Explications en malgache  9  [1.78] antitra dia antitra: olo jojy aby n'mivela an-tanà fa n'sarongo koja ankerana ane (ny olona antitra dia antitra daholo no mipetraka an-tanana fa ny tanora kosa any an-tanana any avokoa) [Tanala]

Entrée (4/4)10  jojy
Partie du discours  11  adjectif
Explications en malgache  12  [1.78] sasatra [Bara]

Mis à jour le 2025/09/12