| Entrée | 1 joko tsoriaka mahasambo-kary | 
| Mots élémentaires | 2 joko, 3 tsoriaka, 4 mahasambotra, 5 kary | 
| Partie du discours | 6 locution | 
| Explications en malgache | 7   enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1] | 
| Exemples | 8   Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary
[1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |