| Entrée | 1 kabarina | 
| Radical | 2 kabary | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be discussed or announced publicly [1.7] | 
| Explications en français | 6   Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse) [1.3] 7 qu'on proclame, qu'on discute publiquement [1.8] | 
| Exemples | 8   Feom-pifankatiavana tsy tiana ho ritra no amenoana ny valin-kabarina hoso-menaka.
[2.245#] 9 Rehefa tonga ny fotoana dia kabarina amin' ny tsena rehetra ka lazaina ny fombafomba maro tsianononana hatao. [1.437#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 14 kabaroina | 
| Anagrammes | 15 kabarina, 16 karabina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |