| Entrée | 1 kabinetra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio [1.1] | 
| Explications en français | 4   Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil [1.3] | 
| Vocabulaire | 5 Politique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |