| Entrée | 1 kakabemaso | 
| Mots élémentaires | 2 kaka, 3 be, 4 maso | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [1.1] | 
| Exemples | 7   Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy.
[1.335#] | 
| Vocabulaire | 8 Zoologie: invertébrés | 
| Synonymes | 9 kakabenify, lolompaty | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |