| Entrée | 1 kalesy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7] | 
| Explications en français | 5   calèche; wagon de chemin de fer [1.8] 6 calèche, voiture, chariot [1.13] | 
| Exemples | 7   Kalesy dimy mikambana no indray mandeha.
[2.366#] 8 rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#] 9 Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#] | 
| Tous les mots composés | 10 5 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 11 Transports | 
| Article | 12 Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 13 kalesy, 14 selika, 15 silake | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |