| Entrée | 1 kambontsinay | 
| Mots élémentaires | 2 kambo, 3 tsinay | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [1.1] | 
| Exemples | 6   Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay.
[2.424#] | 
| Vocabulaire | 7 Biologie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |