| Entrée | 1 kanadianina | 
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   Canadian [3.1] | 
| Explications en français | 5   canadien, canadienne [3.1] | 
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples | 
| Analogues | 7 kanada | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |