| Entrée | 1 kankandio | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa) [1.1] 4 [kakan-dio] karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy [1.13] | 
| Explications en français | 5   bilharzie [1.13] | 
| Vocabulaire | 6 Santé | 
| Synonymes | 7 sokoraty | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |