| Entrée | 1 kanosa |
| Radical | 2 osa |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a coward [1.7] |
| Explications en français |
6 poltron [1.8] |
| Exemples |
7 Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory.
[1.38]
8 - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 10 kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran' aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 ankaso, 13 kanosa, 14 Kosana, 15 sakano, 16 sokana, 17 sonaka |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|